Bokin'ny Salamo 95:7
Fa Izy no Andriamanitsika; Ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony manao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 95
Cross References
Exodus 20:2Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, tamin’ ny trano nahandevozana.
Psalms 23:1Salamo nataon’ i Davida. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho,
Psalms 67:6Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
Psalms 79:13Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin’ ny taranaka fara mandimby no hilazanay ny fideràna Anao.
Psalms 115:3Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Isaiah 40:10Indro, Jehovah Tompo ho avy amin’ ny heriny, ka ny sandriny ihany no hanapaka; indro, ny valim-pitia hatolony dia eny aminy, ary ny valin’ asa homeny dia eo anoloany.