Bokin'ny Salamo 99:9
Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masìna; Fa masìna Jehovah Andriamanitsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Exalt the LORD our God, and worship at his holy hill; for the LORD our God is holy.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 99
Cross References
Psalms 2:6“Izaho kosa efa nanendry ny Mpanjakako Tambonin’ i Ziona, tendrombohitro masìna.”
Psalms 48:2Lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, ao an-tanànan’ Andriamanitsika, ao an-tendrombohiny masìna.
Psalms 99:3Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masìna Jehovah.
Psalms 132:7Aoka hiditra any amin’ ny fonenany isika Ka hivavaka eo amin’ ny fitoeran-tongony.
Isaiah 6:3Ary nanandratra ny feony izy ka nifamaly hoe: Masìna, masìna, masìna Jehovah, Tompon’ ny maro; Henika ny voninahiny ny tany rehetra.
Habakkuk 1:12Tsy hatrizay hatrizay va Hianao, Jehovah Andriamanitro, Iray Masiko? Tsy ho faty izahay; Ry Jehovah ô, ho famaizana no nanendrenao ireny, Ry Vatolampy ô, fananarana no nanangananao azy