bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 11 › Apokalypsin'i Jaona 11:14
Apokalypsin'i Jaona 11:14
Lasa ny loza faharoa; indro, avy faingana ny loza fahatelo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The second woe is past; and, behold, the third woe cometh quickly.
In Context
13Ary tamin’ izany ora izany dia nisy horohorontany mafy, ka rava ny ampahafolon’ ny tanàna, ary maty tamin’ izany horohorontany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’ Andriamanitry ny lanitra.
15Ary ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hoe: Ny fanjakana amin’ izao tontolo izao dia efa lasan’ ny ny Tompontsika sy ny Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 11
Cross References
Revelation 9:12Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.
Revelation 16:1Ary nahare feo mahery avy tao amin’ ny tempoly aho nanao tamin’ ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin’ ny tany ny ao amin’ ny lovia fito feno ny fahatezeran’ Andriamanitra.
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 11:14