bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 16 › Apokalypsin'i Jaona 16:20
Apokalypsin'i Jaona 16:20
Ary ny nosy rehetra nandositra, ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And every island fled away, and the mountains were not found.
In Context
19Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan’ ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan’ Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain’ ny firehetan’ ny fahatezerany.
21Ary nisy havandra vaventy nilatsaka avy tany an-danitra ho amin’ ny olona, tokony ho lanjan-talenta iray avy; ary niteny ratsy an’ Andriamanitra ny olona noho ny loza avy tamin’ ny havandra; fa lehibe loatra izany loza izany.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 16
Cross References
Jeremiah 4:23Nojereko ny tany, ka, indro, tsy nisy endrika izy sady foana, ary ny lanitra koa, ka, indro, tsy nanam-pahazavana izy;
Revelation 20:11Ary hitako fa, indro, nisy seza fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay mipetraka eo amboniny; ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, ka tsy nisy hitoerany intsony.
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 16:20