bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 2 › Apokalypsin'i Jaona 2:8
Apokalypsin'i Jaona 2:8
Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain’ ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And unto the angel of the church in Smyrna write; These things saith the first and the last, which was dead, and is alive;
In Context
7Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.
9Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon’ izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan’ i Satana.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 2
Cross References
Revelation 1:8Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.
Revelation 1:17Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan’ ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin’ ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 2:8