Apokalypsin'i Jaona 22:21
Ho amin’ ny olona masìna anie ny fahasoavan’ i Jesosy Tompo. Amena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The grace of our Lord Jesus Christ be with you all. Amen.
In Context
20Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesosy Tompo!
Read all of Apokalypsin'i Jaona 22
Cross References
Romans 16:20Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’ i Satana faingana eo ambanin’ ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
2 Thessalonians 3:18Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.