bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 9 › Apokalypsin'i Jaona 9:18
Apokalypsin'i Jaona 9:18
Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka ary tamin’ ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon’ ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
By these three was the third part of men killed, by the fire, and by the smoke, and by the brimstone, which issued out of their mouths.
In Context
17Ary toy izao no nahitako ny soavaly teo amin’ ny fahitana sy izay nitaingina azy: manana-piarovan-tratra tahaka ny afo sy ny setroka ary ny solifara izy; ary ny lohan’ ny soavaly dia tahaka ny lohan’ ny liona; ary misy afo sy setroka ary solifara mivoaka ary amin’ ny vavany.
19Fa ny herin’ ny soavaly dia eo amin’ ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady manan-doha, ka ireny no entiny mampahory.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 9
Cross References
Revelation 9:15Dia novahana ny anjely efatra izay voaomana ho amin’ ny ora sy ny andro sy ny volana ary ny taona mba hahafaty ny ampahatelon’ ny olona.
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 9:18