bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 9 › Apokalypsin'i Jaona 9:19
Apokalypsin'i Jaona 9:19
Fa ny herin’ ny soavaly dia eo amin’ ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady manan-doha, ka ireny no entiny mampahory.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For their power is in their mouth, and in their tails: for their tails were like unto serpents, and had heads, and with them they do hurt.
In Context
18Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka ary tamin’ ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon’ ny olona.
20Nefa ny olona sisa, izay tsy matin’ ireo loza ireo, dia tsy nibebaka hiala tamin’ ny asan’ ny tànany, mba tsy hivavaka amin’ ny demonia sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy mahajery, na mahare, na afa-mamindra;
Read all of Apokalypsin'i Jaona 9
Cross References
Isaiah 9:15Fa ny mpitarika ity firenena ity no tonga mpampivily azy, Ary izay tarihiny dia voatelina.
Revelation 9:10Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin’ ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 9:19