The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 10 › Epistily ho an'ny Romana 10:13

Epistily ho an'ny Romana 10:13

Fa izay rehetra miantso ny anaran’ ny Tompo no hovonjena.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For whosoever shall call upon the name of the Lord shall be saved.

In Context

12Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon’ izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy.

14Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre raha tsy misy mpitory?

Read all of Epistily ho an'ny Romana 10

Cross References

Acts 2:21Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran’ i Jehovah dia hovonjena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 10:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily ho an'ny Romana 10:12Epistily ho an'ny Romana 10Epistily ho an'ny Romana 10:14 →