The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 3 › Epistily ho an'ny Romana 3:1

Epistily ho an'ny Romana 3:1

Koa inona ary no tombony ananan’ ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin’ ny famorana?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

What advantage then hath the Jew? or what profit is there of circumcision?

In Context

2Be ihany amin’ ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin’ Andriamanitra ho adidiny.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 3

Cross References

Genesis 25:32Dia hoy kosa Esao: Indro, ho faty ihany aho; ka mahasoa inona izay fizokiana?

Ecclesiastes 6:11Fa maro ny zavatra mahabe ny zava-poana, koa inona no soa azon’ ny olona?

Malachi 3:14Tamin’ ny nanaovanareo hoe: zava-poana ny manompo an’ Andriamanitra; ary inona moa no soa efa azo tamin’ ny fitandremantsika izay nasainy notandremana sy tamin’ ny nandehanantsika nitafy lamba fisaonana teo anatrehan’ i Jehovah, Tompon’ ny maro.

1 Corinthians 15:32Raha araka ny fanaon’ olona no niadiako tamin’ ny bibi-dia tany Efesosy, inona no soa azoko amin’ izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 3:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
Epistily ho an'ny Romana 3Epistily ho an'ny Romana 3:2 →