Epistily ho an'ny Romana 7:21
Koa hitako izao lalàna izao: raha ta-hanao ny marina aho, dia ato amiko ihany ny ratsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I find then a law, that, when I would do good, evil is present with me.
In Context
22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;
Read all of Epistily ho an'ny Romana 7
Cross References
Psalms 19:12Ary ny mpanomponao dia hazavain’ ireny; amin’ ny fitandremana azy misy valiny lehibe.
Psalms 65:3Ry Mpihaino vavaka ô, Hianao no hohatonin’ ny nofo rehetra.
Psalms 119:133Ampitoero eo amin’ ny teninao ny diako; Ary aza avela hanapaka ahy izay mety ho faharatsiana.
Zechariah 3:1Ary dia nasehony ahy fa, indro, Josoa mpisoronabe nitsangana teo anatrehan’ Ilay Anjelin’ i Jehovah, ary Satana nitsangana teo an-kavanany hiampanga azy.
John 8:34Jesosy namaly azy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay rehetra manota dia andevon’ ny ota.
Romans 6:14Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ ny lalàna ianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana.