Tononkiran'i Solomona 2:15
Sambory ny amboahaolo, dia ireo amboahaolo madinika izay manimba ny tanim-boaloboka; Fa efa mamony izao ny voalobotsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Take us the foxes, the little foxes, that spoil the vines: for our vines have tender grapes.
In Context
16Ahy ny malalako, ary azy aho, dia ilay miandry ny ondriny eny amin’ ny lilia.
Read all of Tononkiran'i Solomona 2
Cross References
Song of Solomon 2:13Ny aviavy mahamanitra ny voany tanora, mamony ny voaloboka ka mamerovero tsara. Mitsangàna, ry tompokovavy havako, ry tsara tarehiko, ka andeha ary!
Ezekiel 13:4Tahaka ny amboahaolo any an-tanàna haolo ny mpaminaninao, ry Isiraely.
2 Peter 2:1Efa nisy mpaminany sandoka teo amin’ ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso mahavery ary handà ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho amin’ ny tenany.