The Bible Software
bible.software › Tononkiran'i Solomona › Tononkiran'i Solomona 6 › Tononkiran'i Solomona 6:4

Tononkiran'i Solomona 6:4

Tsara tarehy tahaka an’ i Tirza ianao, ry tompokovavy havako, eny, tsara tarehy tahaka an’ i Jerosalema, mahatahotra toy ny antokon’ ny miaramila mitondra faneva.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou art beautiful, O my love, as Tirzah, comely as Jerusalem, terrible as an army with banners.

In Context

3An’ ny malalako aho, ary ahy ny malalako, dia ilay miandry ny ondry andiany eny amin’ ny lilia.

5Avilio ny masonao tsy hijery ahy, Fa mampiontanontana ny foko izy; Ny volonao dia tahaka ny osy andiany, izay mandriandry eny ankilan’ i Gileada.

Read all of Tononkiran'i Solomona 6

Cross References

1 Kings 14:17Dia niainga ny vadin’ i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa mby teo amin’ ny tokonam-baravarana izy, dia maty ny zazalahy;

1 Kings 15:33Tamin’ ny taona fahatelo nanjakan’ i Asa, mpanjakan’ ny Joda, no vao nanjakan’ i Basa, zanak’ i Ahia, tamin’ ny Isiraely rehetra tao Tirza; ary mpanjaka efatra amby roa-polo taona izy.

Psalms 48:3Avo mahafinaritra, fifalian’ ny tany rehetra, ny tendrombohitra Ziona, eo amin’ ny ilany avaratra, tanànan’ ny Mpanjaka lehibe.

Psalms 144:4Ny olona dia tahaka ny zava-poana, Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.

Song of Solomon 1:15Indro, tsara tarehy ianao, ry tompokovavy havako; Indro, tsara tarehy ianao; Voromailala ny masonao.

Song of Solomon 4:7Tsara avokoa izato bikanao izato, ry tompokovavy havako; Tsy misy kilema ianao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Tononkiran'i Solomona 6:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Tononkiran'i Solomona 6:3Tononkiran'i Solomona 6Tononkiran'i Solomona 6:5 →