The Bible Software
bible.software › Tononkiran'i Solomona › Tononkiran'i Solomona 7 › Tononkiran'i Solomona 7:3

Tononkiran'i Solomona 7:3

Ny foitrao dia tahaka ny tomaboha kivorivory; Tsy ho diso divay noharoharoan-java-manitra anie izy! Ny kibonao dia tahaka ny vary tritika voatoby sady voaravaka lilia manodidina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thy two breasts are like two young roes that are twins.

In Context

2Endrey! mahate-hijery ny famindran’ ny tongotrao mikiraro, ry zazavavy zanak’ andriana! Dia tahaka ny firavaka ny amboam-penao, nataon’ ny tanan’ ny mahay zavatra.

4Ny nononao roa dia tahaka ny gazela kambana mbola tanora.

Read all of Tononkiran'i Solomona 7

Cross References

Song of Solomon 4:5Ny nononao roa dia toy ny diera kambana mbola tanora, izay homana eny amin’ ny lilia.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Tononkiran'i Solomona 7:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Tononkiran'i Solomona 7:2Tononkiran'i Solomona 7Tononkiran'i Solomona 7:4 →