Tononkiran'i Solomona 7:7
Endrey! tsara tarehy sady mahafinaritra ianao, ry malala, amin’ izao zava-mahafinaritra rehetra izao!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This thy stature is like to a palm tree, and thy breasts to clusters of grapes.
In Context
8Izato tsangananao dia tahaka ny rofia, Ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.
Read all of Tononkiran'i Solomona 7
Cross References
Song of Solomon 1:13Ny malalako dia miora am-pehezana madinika mandry eo an-tratrako.
Song of Solomon 4:5Ny nononao roa dia toy ny diera kambana mbola tanora, izay homana eny amin’ ny lilia.
Song of Solomon 7:8Izato tsangananao dia tahaka ny rofia, Ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.
Isaiah 66:10Miaraha mifaly amin’ i Jerosalema, Ary miravoravoa aminy ianareo rehetra izay tia azy; Aoka hiara-mifaly aminy tokoa Hianareo rehetra izay malahelo noho ny aminy,
Ephesians 3:17mba hitoeran’ i Kristy ao am-ponareo amin’ ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin’ ny fitiavana ianareo,