The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 1 › Boky faharoan'ny Tantara 1:39

Boky faharoan'ny Tantara 1:39

Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin’ i Lotana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Lotan; Hori, and Homam: and Timna was Lotan’s sister.

In Context

38Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.

40Ary ny zanakalahin’ i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin’ i Zibona dia Aia sy Ana.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1

Cross References

Genesis 36:22Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin’ i Lotana.

Deuteronomy 2:22araka izay nataony koa ho an’ ny taranak’ i Esao, izay mitoetra any Seïra, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 1:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 1:38Boky faharoan'ny Tantara 1Boky faharoan'ny Tantara 1:40 →