The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 23 › Boky faharoan'ny Tantara 23:21

Boky faharoan'ny Tantara 23:21

Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin’ i Maly dia Eleazara sy Kisy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The sons of Merari; Mahli, and Mushi. The sons of Mahli; Eleazar, and Kish.

In Context

20Ny zanakalahin’ i Oziela, dia Mita no lahimatoa, ary Jisia no faralahy.

22Ary maty Eleazara ka tsy nanan-janakalahy, fa vavy avokoa; ary ireny zanakalahin’ i Kisy havany no nanambady ireo.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23

Cross References

Exodus 6:19Ary ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ ny Levita, araka ny taranany.

1 Chronicles 6:4Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon’ ny Levita araka ny rainy:

1 Chronicles 6:30zanakalahin’ i Hasabia, zanakalahin’ i Amazia, zanakalahin’ i Hilkia,

1 Chronicles 24:26Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin’ i Jazia dia Beno.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 23:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 23:20Boky faharoan'ny Tantara 23Boky faharoan'ny Tantara 23:22 →