Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 1:7
ka dia tsy latsaka amin’ ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan’ i Jesosy Kristy Tompontsika,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So that ye come behind in no gift; waiting for the coming of our Lord Jesus Christ:
In Context
6araka ny niorenan’ ny filazana an’ i Kristy teo aminareo,
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 1
Cross References
Genesis 49:18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!
Luke 12:36ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin’ izay.
Romans 8:19Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak’ Andriamanitra;
2 Corinthians 12:13Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana sasany, afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy ary amin’ izany fahadisoana izany.
Colossians 3:4Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin’ ny voninahitra ianareo.
2 Thessalonians 1:7ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin’ ny tenanay, raha hiseho Jesosy Tompo, avy any an-danitra mbamin’ ny anjelin’ ny heriny,