Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:15
Miteny toy ny amin’ ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I speak as to wise men; judge ye what I say.
In Context
14Koa amin’ izany, ry malala, mandosira ny fanompoan-tsampy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10
Cross References
Job 34:2Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.
1 Corinthians 6:5Hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay! dia tsy misy olon-kendry aminareo, na dia iray akory aza, izay mahay manamboatra ny adin’ ny rahalahiny?
1 Corinthians 11:13Hevero ao am-ponareo: Mendrika va raha mivavaka amin’ Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?
1 Thessalonians 5:21Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara.