The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:30

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:30

Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For this cause many are weak and sickly among you, and many sleep.

In Context

29Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an’ ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.

31Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11

Cross References

Numbers 20:12Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona hoe: Satria tsy nino Ahy ianareo hanamasina Ahy eo imason’ ny Zanak’ Isiraely, dia tsy hitondra izao fiangonana izao ho any amin’ ny tany izay nomeko azy ianareo.

Numbers 21:6Ary Jehovah dia nampandeha ny menaran’ afo teny amin’ ny olona, ka nanaikitra ny olona ireny; dia nahafatesana be ny olona Isiraely.

1 Kings 13:21ary izy niteny mafy tamin’ ilay lehilahin’ Andriamanitra avy tany Joda hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Satria nandà ny tenin’ i Jehovah ianao ka tsy nitandrina ny didy izay nandidian’ i Jehovah Andriamanitrao anao,

Psalms 78:30Nefa tsy niala tamin’ ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;

Amos 3:2Hianareo ihany no fantatro tamin’ ny firenena rehetra ambonin’ ny tany, koa noho izany dia hovaliako ianareo noho ny helokareo rehetra.

1 Corinthians 11:32Fa raha tsaraina isika, dia faizan’ ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin’ izao tontolo izao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:29Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 11:31 →