Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:27
Ary ianareo no tenan’ i Kristy, ka samy momba ny tenany avokoa araka ny anjaranareo avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now ye are the body of Christ, and members in particular.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12
Cross References
Romans 12:5dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin’ i Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.
1 Corinthians 12:14Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro.
Ephesians 4:12ho fanatanterahana ny olona masìna, ho amin’ ny asan’ ny fanompoana amin’ ny fiangonana, ho amin’ ny fampandrosoana ny tenan’ i Kristy,
Ephesians 5:30fa momba ny tenany isika.
Colossians 1:24Ankehitriny dia mifaly amin’ ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin’ ny nofoko izay tsy vita tamin’ ny fahorian’ i Kristy ho an’ ny tenany, dia ny fiangonana,