Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:7
Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana ny Fanahy hahasoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the manifestation of the Spirit is given to every man to profit withal.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12
Cross References
Matthew 25:14Fa ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny olona izay efa handeha ho any an-tany hafa ka niantso ny mpanompony, dia nanolotra azy ny fananany:
1 Corinthians 14:5Tiako raha samy hiteny amin’ ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan’ ny fiangonana fampandrosoana.
1 Corinthians 14:17Fa ianao dia misaotra tsara ihany, nefa ny hafa kosa tsy mba ampandrosoina.
1 Corinthians 14:22Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin’ ny tsy mino, fa tsy amin’ ny mino; fa ny faminaniana kosa dia amin’ ny mino, fa tsy amin’ ny tsy mino.
1 Peter 4:10Samia mifanompo araka ny fanomezam-pahasoavana izay noraisinareo, dia tahaka ny mpitandrina tsara ny fahasoavana maro samy hafa izay an’ Andriamanitra.