Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:32
ary ny fanahin’ ny mpaminany dia manaiky hozakain’ izy mpaminany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the spirits of the prophets are subject to the prophets.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
1 Samuel 19:19Ary nisy nanambara tamin’ i Saoly hoe: Indro, Davida ao Naiota any Rama.
2 Kings 2:5Ary ireo zanaky ny mpaminany izay tao Jeriko nanatona an’ i Elisa ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hangalan’ i Jehovah ny tomponao hiala ho any ambonin’ ny lohanao? Ary izy namaly hoe: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangìna ianareo.
Jeremiah 20:9Dia hoy izaho: Tsy hanonona Azy aho na hiteny intsony amin’ ny anarany. Nefa izany dia tonga toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin’ ny taolako; Ary sasatra ny niaritra aho ka tsy mahazaka.
1 Corinthians 14:29Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny, fa aoka ny hafa hamantatra.