Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:31
fa mahazo maminany tsirairay ianareo rehetra, mba hianaran’ izy rehetra sy hamporisihana azy rehetra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For ye may all prophesy one by one, that all may learn, and all may be comforted.
In Context
30Fa raha misy tsindrian’ ny Fanahy ao am-pipetrahana, dia aoka hangina kosa ny voalohany;
32ary ny fanahin’ ny mpaminany dia manaiky hozakain’ izy mpaminany.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
Proverbs 1:5Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara;
Romans 1:12izany dia ny mba hiarahako hamporisihina aminareo amin’ ny finoantsika, dia ny anareo sy ny ahy.
1 Corinthians 14:19nefa raha ao am-piangonana, dia aleoko manao teny dimy fantatry ny saiko mba hampianarako ny sasany koa, toy izay hanao teny iray alina amin’ ny fiteny tsy fantatra.
2 Corinthians 1:4Izay mampionona anay amin’ ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin’ ny fampiononana izay ampiononan’ Andriamanitra anay.
Ephesians 4:11Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,
1 Thessalonians 4:18Koa dia mifampionòna ianareo amin’ izany teny izany.