Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:38
Fa raha misy tsy mahalala, dia avelao tsy hahalala ihany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if any man be ignorant, let him be ignorant.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
Matthew 7:6Aza omena ny alika izay masìna; ary aza atsipy eo anoloan’ ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
1 Timothy 6:3Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an’ i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra,
Revelation 22:11Izay manao ny tsy marina aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy; ary izay maloto, aoka mbola hihaloto ihany izy; ary izay marina kosa, aoka mbola hanao ny marina ihany izy, ary izay masìna, aoka mbola hihamasina ihany izy.