Bokin'ny Ohabolana 22:25
Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an’ ny ainao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lest thou learn his ways, and get a snare to thy soul.
In Context
24Aza misakaiza amin’ ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin’ ny olona foizina,
26Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 22
Cross References
Proverbs 4:14Aza mankany amin’ ny alehan’ ny ratsy fanahy, Ary aza mizotra amin’ ny lalan’ ny ratsy.
1 Corinthians 15:33Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.