The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:36

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:36

Ry adala, izay afafinao tsy hovelomina, raha tsy maty aloha;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou fool, that which thou sowest is not quickened, except it die:

In Context

35Fa hisy hanao hoe: Hatao ahoana ary no fanangana ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?

37ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa;

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15

Cross References

Luke 11:40Ry adala! Tsy izay nanao ny vohony va no nanao ny atiny koa?

Luke 24:25Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain’ ny mpaminany.

Romans 1:22Nandoka tena ho hendry izy ka tonga adala,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:36

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:35Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:37 →