Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16:23
Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The grace of our Lord Jesus Christ be with you.
In Context
22Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata.
24ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy. Amena.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16
Cross References
Romans 16:20Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’ i Satana faingana eo ambanin’ ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.