Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16:7
Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo aho ankehitriny; fa manantena hitoetra elaela eo aminareo aho, raha sitrapon’ ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I will not see you now by the way; but I trust to tarry a while with you, if the Lord permit.
In Context
8Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin’ ny Pentekosta;
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16
Cross References
Jeremiah 10:23Jehovah ô, fantatro fa tsy an’ ny olombelona ny lalan-kalehany, na an’ ny mpandeha ny hahalavorary ny diany
Romans 1:10dia mangataka fandrao mba hisy hahafahako amin’ izao ho tonga aminareo, raha sitrapon’ Andriamanitra.
2 Corinthians 1:15Ary tamin’ izao fahatokiana izao dia nikasa hankatỳ aminareo aloha aho (mba hahazoanareo soa fanindroany),