Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16:8
Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin’ ny Pentekosta;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I will tarry at Ephesus until Pentecost.
In Context
9fa varavarana lehibe no voavoha ho ahy hahazoako miasa tsara, nefa maro ny mpanohitra.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16
Cross References
Exodus 23:16Ary tandremo koa ny andro firavoravoana amin’ ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao, izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin’ ny fanangonana amin’ ny faran’ ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao.
Acts 2:1Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ ny fitoerana iray izy rehetra.
1 Corinthians 15:32Raha araka ny fanaon’ olona no niadiako tamin’ ny bibi-dia tany Efesosy, inona no soa azoko amin’ izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.