Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4:2
Ary raha izany, dia fantatrareo fa ny mpitandrina dia tokony ho olona mahatoky.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover it is required in stewards, that a man be found faithful.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Proverbs 13:17Ny iraka ratsy fanahy idiran-doza; Fa ny iraka mahatoky dia famelombelomana.
Matthew 25:23Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin’ ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midìra amin’ ny fifalian’ ny tomponao.
Luke 16:10Ary izay mahatoky amin’ ny kely indrindra dia mahatoky koa amin’ ny be; ary izay tsy marina amin’ ny kely indrindra dia tsy marina koa amin’ ny be.
1 Corinthians 7:25Fa ny amin’ ny virijina dia tsy manana didy avy amin’ ny Tompo aho; nefa ataoko izay hevitro tahaka izay niantran’ ny Tompo ahy ho mahatoky.
2 Corinthians 4:2Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin’ ny fihendrena, na manatsatso ny tenin’ Andriamanitra izahay; fa amin’ ny fanehoana ny marina no ideranay tena amin’ ny fieritreretan’ ny olona rehetra eo imason’ Andriamanitra.
Colossians 4:7Ny toetro rehetra dia holazain’ i Tykiko aminareo, dia ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin’ ny Tompo;