The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:17

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:17

Fa izay miray amin’ ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But he that is joined unto the Lord is one spirit.

In Context

16Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin’ ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa.

18Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon’ ny olona dia eny ivelan’ ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin’ ny tenany.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6

Cross References

John 3:6Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.

1 Corinthians 12:13Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray.

Ephesians 4:3mazoto mitana ny firaisana avy amin’ ny Fanahy amin’ ny fehim-pihavanana.

Philippians 2:5Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’ i Kristy Jesosy koa,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:16Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:18 →