The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:4

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:4

Ny vavy tsy manam-pahefana amin’ ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manam-pahefana amin’ ny tenany, fa ny vavy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The wife hath not power of her own body, but the husband: and likewise also the husband hath not power of his own body, but the wife.

In Context

3Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin’ ny vavy; ary mba toy izany koa ny vavy amin’ ny lahy.

5Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin’ izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray, mba tsy hakan’ i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7

Cross References

Matthew 19:9Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:3Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:5 →