Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3:13
Aza gaga, ry rahalahy, raha halan’ izao tontolo izao ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Marvel not, my brethren, if the world hate you.
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3
Cross References
Matthew 10:22Ary ho halan’ ny olona rehetra ianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
Mark 13:13Ary ho halan’ ny olona rehetra ianareo noho ny anarako: fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
Luke 21:17Ary ho halan’ ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.
John 7:7Tsy mahazo mankahala anareo izao tontolo izao; fa Izaho no halany, satria milaza fa ratsy ny asany.
John 16:2Handroaka anareo hiala amin’ ny synagoga izy; eny, ho avy ny andro, ka hataon’ izay rehetra mamono anareo fa manatitra fanompoam-pivavahana ho an’ Andriamanitra izy.
John 17:14Efa nomeko azy ny teninao; ary halan’ izao tontolo izao izy, satria tsy naman’ izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy naman’ izao tontolo izao.