The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:22

Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:22

Ary raha mbola niteny tamin’ ny mpanjaka ravehivavy, dia, indro, niditra koa Natana mpaminany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And, lo, while she yet talked with the king, Nathan the prophet also came in.

In Context

21Fa rehefa lasa modi-mandry any amin’ ny razany ny mpanjaka tompoko, dia izaho sy Solomona zanako no atao meloka.

23Ary nisy nanambara amin’ ny mpanjaka hoe: Indro Natana mpaminany. Dia niditra teo anatrehan’ ny mpanjaka izy ka niankohoka tamin’ ny tany teo anatrehany.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1

Cross References

Job 1:16Raha mbola niteny izy, dia nisy anankiray koa tonga ka nanao hoe: Nisy afon’ Andriamanitra latsaka avy tany an-danitra ary nandoro ny ondry aman’ osy sy ny ankizilahy ka nandevona azy, ary izaho dia izaho irery ihany no afa-nandositra hilaza aminao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:21Boky faharoan'ny Mpanjaka 1Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:23 →