Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:38
Dia nidina Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Renaia, zanak’ i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana, dia nampitaingina an’ i Solomona ny ampondravavin’ i Davida mpanjaka izy, ka dia nitondra azy nankany Gihona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1
Cross References
2 Samuel 8:18ary Benaia, zanak’ i Joiada, no mpifehy ny mpiambina andriana; ary ny zanak’ i Davida no mpanolo-tsaina.
2 Samuel 20:20Ary Joaba namaly hoe: Sanatria dia sanatria amiko izay handripaka sy handringana.
1 Kings 1:26Fa izaho mpanomponao sy Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak’ i Joiada, ary Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.
1 Kings 2:35Ary Benaia, zanak’ i Joiada, no notendren’ ny mpanjaka ho solony ho komandin’ ny miaramila; ary Zadota mpisorona no notendren’ ny mpanjaka ho solon’ i Abiatara.
Zephaniah 2:5Lozan’ ny mponina any amoron-tsiraka, Dia ny firenen’ ny Keretita! Mihatra aminareo ny tenin’ i Jehovah, Ry Kanana, tanin’ ny Filistina! Haringako tsy hisy mponina eo aminao,