Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:49
Dia raiki-tahotra izay rehetra nasain’ i Adonia ka niainga, ary samy lasa nandeha amin’ izay nalehany avy izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the guests that were with Adonijah were afraid, and rose up, and went every man his way.
In Context
50Ary Adonia koa natahotra an’ i Solomona, dia niainga ka lasa nangia ny tandroky ny alitara.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1
Cross References
Proverbs 24:22Fa ho tampoka no hitrangan’ izay hanjo ireny; Ary iza no mahalala izay loza hiseho amin’ ny androny?
Isaiah 21:4Niemponempona ny foko, nampahatahotra ahy ny horohoro; Ny hariva fahafinaretako nampodiny ho fangovitako.