Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:25
Ary Jeroboama dia nanamboatra an’ i Sekema any amin’ ny tany havoan’ i Efraima ka nonina tao; ary raha avy tao izy, dia nanamboatra an’ i Pehoela koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26Ary Jeroboama nanao anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hody amin’ ny taranak’ i Davida ihany;
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 12
Cross References
Genesis 32:30Dia nanontany Jakoba ka nanao hoe: Masìna Hianao, lazao kely izay anaranao. Ary hoy Izy: Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia nitahy azy teo Izy.
Genesis 32:32Dia niposaka taminy ny masoandro, raha niala teo Peniela izy, ary nitolitsika izy noho ny feny.
Judges 8:17Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.
Judges 9:45Ary Abimeleka namely ny tanàna mandritra izany andro izany, dia nahafaka ny tanàna ka namono ny olona tao; ary noravany ny tanàna sady nofafazany sira.
1 Kings 9:17ary, Solomona nanamboatra an’ i Gazera sy Beti-horona ambany
1 Kings 15:17Ary Basa, mpanjakan’ ny Isiraely, niakatra hamely ny Joda, dia nanamboatra an’ i Rama mba tsy hisy hahazo hivoaka sy hiditra ho any amin’ i Asa, mpanjakan’ ny Joda.