The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:27

Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:27

fa raha miakatra hamono zavatra hatao fanatitra ao amin’ ny tranon’ i Jehovah any Jerosalema ny vahoaka, dia hody amin’ ny tompony indray ny fony dia amin-dRehoboama, mpanjakan’ ny Joda, ary dia hamono ahy izy ka hiverina any amin-dRehoboama, mpanjakan’ ny Joda, indray.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If this people go up to do sacrifice in the house of the LORD at Jerusalem, then shall the heart of this people turn again unto their lord, even unto Rehoboam king of Judah, and they shall kill me, and go again to Rehoboam king of Judah.

In Context

26Ary Jeroboama nanao anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hody amin’ ny taranak’ i Davida ihany;

28Dia nihevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; ary hoy izy tamin’ ny olona: “Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Isiraely ô” indreo ny andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 12

Cross References

Genesis 12:12ka, raha hitan’ ny Egyptiana, dia hataony hoe: Vadiny io; ka hovonoiny aho, fa ianao kosa hovelominy.

Deuteronomy 12:5Fa ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrareo amin’ ny firenenareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.

Deuteronomy 12:14fa eo amin’ ny tany izay hofidin’ i Jehovah ihany amin’ ny firenenao anankiray no hanateranao azy, sady eo koa no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.

Deuteronomy 16:6fa eo amin’ ny fitoerana izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka izay nivoahanao avy tany Egypta.

1 Kings 8:44Raha mivoaka hiady amin’ ny fahavalon’ ny olonao, na ho aiza na ho aiza no hanirahanao azy, ka mivavaka amin’ i Jehovah manandrify ny tanàna izay nofidinao sy ny trano izay nataoko ho an’ ny anaranao izy,

Proverbs 29:25Mamandrika ny tahotra olona; Fa izay matoky an’ i Jehovah no hovonjena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:26Boky faharoan'ny Mpanjaka 12Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:28 →