bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 2 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:30
Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:30
Ary Benaia tonga tao amin’ ny tranolain’ i Jehovah ka nanao tamin’ i Joaba hoe: Izao no lazain’ ny mpanjaka: Mivoaha ianao. Fa hoy izy: Tsia, fa eto ihany aho no ho faty. Ary Benaia nitondra teny tany amin’ ny mpanjaka indray hoe: Izany no lazain’ i Joaba, ary izany no navaliny ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Benaiah came to the tabernacle of the LORD, and said unto him, Thus saith the king, Come forth. And he said, Nay; but I will die here. And Benaiah brought the king word again, saying, Thus said Joab, and thus he answered me.
In Context
29Ary nambara tamin’ i Solomona mpanjaka fa Joaba efa lasa nandositra ho ao amin’ ny trano-lain’ i Jehovah, ka, indro, eo anilan’ ny alitara izy. Dia nirahin’ i Solomona Benaia, zanak’ i Joiada, ka nilazany hoe: Andeha, asio izy.
31Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ataovy araka izay nolazainy, ka asio izy, dia aleveno, mba hanesoranao amiko sy amin’ ny taranaky ny raiko ny rà marina izay nalatsak’ i Joaba.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 2
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:30