Boky faharoan'ny Mpanjaka 22:2
Ary nony tamin’ ny taona fahatelo, dia nidina Josafata, mpanjakan’ ny Joda, ho any amin’ ny mpanjakan’ ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ary nandry fahizay ny Syriana sy ny Isiraely telo taona, fa tsy niady.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 22
Cross References
1 Kings 15:24Ary lasa nodimandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao amin’ ny razany tao an-Tanànan’ i Davida rainy izy; ary Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.
1 Kings 22:41Ary Josafata, zanak’ i Asa, vao nanjaka tamin’ ny Joda tamin’ ny taona fahefatra nanjakan’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely.
2 Kings 8:18Ary nandeha tamin’ ny lalan’ ny mpanjakan’ ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon’ ny taranak’ i Ahaba, fa ny zanakavavin’ i Ahaba no vadiny, eny, nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah izy.
Matthew 12:40fa tahaka ny nitoeran’ i Jona hateloan’ andro sy hateloan’ alina tao an-kibon’ ny hazandrano lehibe, dia toy izany no hitoeran’ ny Zanak’ olona hateloan’ Andro sy hateloan’ alina ao anatin’ ny tany.