Boky faharoan'ny Mpanjaka 22:41
Ary Josafata, zanak’ i Asa, vao nanjaka tamin’ ny Joda tamin’ ny taona fahefatra nanjakan’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jehoshaphat the son of Asa began to reign over Judah in the fourth year of Ahab king of Israel.
In Context
40Ary Ahaba lasa nodi-mandry any amin’ ny razany; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 22
Cross References
1 Kings 22:2Ary nony tamin’ ny taona fahatelo, dia nidina Josafata, mpanjakan’ ny Joda, ho any amin’ ny mpanjakan’ ny Isiraely.
2 Chronicles 17:1Ary Josafata, zanak’ i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hiaro tena tamin’ ny Isiraely izy.