bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:8
Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:8
Ny vary hordea koa sy ny mololo ho an’ ny soavaly sy ny soavaly haingampandeha dia nentiny ho ao amin’ ny fitoerana izay tokony hitondrana azy, dia samy araka ny anjarany avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hiram sent to Solomon, saying, I have considered the things which thou sentest to me for: and I will do all thy desire concerning timber of cedar, and concerning timber of fir.
In Context
7Ary ireo olona voatendry ireo dia niadidy ny zavatra rehetra nilain’ i Solomona mpanjaka sy izay rehetra nentina teo amin’ ny: latabatr’ i Solomona mpanjaka; izy rehetra samy niadidy ny amin’ ny iray volany avy, ka tsy navelany ho nisy tsy ampy na inona na inona.
9Ary Andriamanitra nanome an’ i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be indrindra ary fahalalana betsaka tahaka ny fasika amoron-dranomasina.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5
Cross References
2 Samuel 6:5Ary Davida sy ny taranak’ Isiraely rehetra nitsinjaka teo anatrehan’ i Jehovah tamin’ ny karazan’ ny zava-maneno rehetra natao tamin’ ny hazo kypreso, dia tamin’ ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny korintsana ary ny kipantsona.
1 Kings 6:34Ary ny lela-varavarana hazo kypreso kopa-droa dia kamban-droa samy nisy savily avy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:8