Boky faharoan'ny Mpanjaka 8:59
Ary aoka izany teny nifonako teto anatrehan’ i Jehovah izany ho ao amin’ i Jehovah Andriamanitsika andro aman’ alina, mba hanomezany rariny ho ahy mpanompony sy ny Isiraely olony araka izay tandrifiny ho azy isan’ andro,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 8
Cross References
Psalms 102:1Fivavaky ny ory, raha reraka izy ka mandoatra ny alahelony eo anatrehan’ i Jehovah.
Isaiah 27:3Izaho Jehovah no mpiaro io; Isaky ny indray mipi-maso no andemako azy, Fandrao misy manimba azy; Na andro na alina dia miaro azy aho.
Luke 11:3Omeo anay isan’ andro izay hanina sahaza ho anay.
John 17:20Nefa tsy ho an’ ireto ihany no angatahako, fa ho an’ izay mino Ahy koa noho ny teniny;