Boky faharoan'ny Mpanjaka 9:1
Ary rehefa vitan’ i Solomona ny nanaovany ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ ny mpanjaka araka izay rehetra efa niriny hatao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2dia niseho tamin’ i Solomona indray Jehovah tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibeona.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 9
Cross References
1 Kings 6:37Tamin’ ny volana Ziva tamin’ ny taona fahefatra, no; nanaovany ny fanorenan’ ny tranon’ i Jehovah.
1 Kings 9:10Ary nony afaka ny roa-polo taona nanaovan’ i Solomona ny trano roa, dia ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ ny mpanjaka
1 Kings 9:19ary ny tanàna fitehirizana rehetra izay nananan’ i Solomona sy ny tanàna fitoeran’ ny kalesy sy ny tanàna fitoeran’ ny mpitaingin-tsoavaly sy izay tian’ i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin’ ny tany nanjakany rehetra.
2 Chronicles 7:11Toy izany no nahavitan’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ andriana, ary samy nataon’ i Solomona lavorary avokoa zay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon’ i Jehovah sy tao an-dapany.
Ecclesiastes 2:4Nanao asa lehibe ho ahy aho, nanao trano, nanao tanim-boaloboka,
Ecclesiastes 6:9Ny fahitan’ ny maso dia mahafinaritra noho ny firenirenin’ ny faniriana. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.