Boky faharoan'i Samoela 14:19
Ary raha Saoly mbola niresaka tamin’ ny mpisorona, dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin’ ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin’ ny mpisorona: Aoka ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
Joshua 9:14Ary nangalan’ ny olona ny vatsin’ ireo, nefa tsy nanontany tamin’ ny vavan’ i Jehovah izy.
1 Samuel 14:24Ary ory ny lehilahy amin’ ny Isiraely tamin’ izany andro izany, nefa Saoly efa nampianiana ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio tontolo andro mandra-pamaliko ny fahavaloko. Dia tsy nisy olona nitendry hanina na dia iray akory aza.
Psalms 106:13Nalaky nanadino ny asany izy ka tsy niandry ny saina hatolony,