The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:20

Boky faharoan'i Samoela 14:20

Ary Saoly sy ny vahoaka rehetra izay teo aminy nivory, ka dia tonga tany amin’ ny ady izy, ary indreo ny Filistina nifamely tamin’ ny sabany, dia izy samy izy, ka nifanaritaka be ihany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Saul and all the people that were with him assembled themselves, and they came to the battle: and, behold, every man’s sword was against his fellow, and there was a very great discomfiture.

In Context

19Ary raha Saoly mbola niresaka tamin’ ny mpisorona, dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin’ ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin’ ny mpisorona: Aoka ihany.

21Ary ny Hebreo izay teo amin’ ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy ho any an-toby avy tamin’ ny tany manodidina dia nikambana tamin’ ny Isiraely izay teo amin’ i Saoly sy Jonatana koa.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 14

Cross References

Judges 7:22Dia nitsoka ny anjomara ny telon-jato lahy, ary nampifamelezin’ i Jehovah tamin’ ny sabatra ny miaramila eran’ ny toby rehetra, dia nandositra hatrany Beti-sita izy ka hatrany Zereraha sy hatramin’ ny fari-tanin’ i Abela-mehola akaiky an’ i Tabata.

1 Samuel 14:16Ary ny mpitilin’ i Saoly ao Gibean’ ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.

2 Chronicles 20:23Dia nitsangana ny taranak’ i Amona sy Moaba namely ny avy any an-tendrombohitra Seïra ka namono sy nandringana azy; ary nony voaringany ny mponina tany Seïra, dia nifandringana kosa izy samy izy ihany.

Isaiah 19:2Ary hamporisihiko hiady izy samy Egyptiana, ka samy hiady amin’ ny rahalahiny avy sy amin’ ny namany avy izy; Ny tanàna hiady amin’ ny tanàna, ary ny fanjakana amin’ ny fanjakana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 14:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 14:19Boky faharoan'i Samoela 14Boky faharoan'i Samoela 14:21 →