Bokin'ny Ohabolana 29:5
Izay olona mandrobo ny namany Dia mamela-pandrika ny tongony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A man that flattereth his neighbour spreadeth a net for his feet.
In Context
4Ny rariny no ampandrian’ ny mpanjaka ny tany; Fa izay mandray tambitamby no mandrava azy kosa.
6Misy fandrika amin’ ny heloky ny olon-dratsy; Fa ny marina mihoby sy mifaly.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 29
Cross References
2 Samuel 14:17Dia hoy ny mpanompovavinao: Hahazoako fiononana anie ny tenin’ ny mpanjaka tompoko; fa ta-haka Ilay Anjelin’ Andriamanitra ny mpanjaka tompoko ka mandinika izay soa sy ratsy; koa Jehovah Andriamanitrao anie ho aminao.
Psalms 5:9Jehovah ô, tariho amin’ ny fahamarinanao aho noho ny amin’ ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.
Proverbs 1:17Fa velarim-poana ny fandrika, Raha hitan’ ny vorona.
Proverbs 7:21Tamin’ ny teny maro no nampanekeny azy, Tamin’ ny fandroboan’ ny molony no nitaomany azy,
Proverbs 26:24Ny mpandrafy dia mody ho hafa amin’ ny molony Sady manafim-pitaka ao am-pony;
Lamentations 1:13Avy tany amin’ ny avo no nandatsahany afo ho amin’ ny taolako handoroany azy; Namela-pandrika harato haningorana ny tongotro Izy ka nampihemotra ahy; Nampahalao sy nampahareraka ahy mandritra ny andro Izy.