The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:24

Boky faharoan'i Samoela 20:24

Ary Davida niery tany an-tsaha. Koa nony tsinam-bolana, dia nipetraka hihinana

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

So David hid himself in the field: and when the new moon was come, the king sat him down to eat meat.

In Context

23Ary ny amin’ ilay noresahintsika, dia izaho sy ianao, indro, Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao mandrakizay.

25teo amin’ ny fipetrahany tahaka ny isanandro ihany ny mpanjaka, dia teo amin’ ny fipetrahana teo anilan’ ny rindrina, koa Jonatana nitsangana, fa Abnera nipetraka teo anilan’ i Saoly; ary foana kosa ny fipetrahan’ i Davida.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 20

Cross References

Psalms 50:16Fa amin’ ny ratsy fanahy kosa dia hoy Andriamanitra: ahoana no itorianao ny lalàko sy itondranao ny fanekeko eo am-bavanao?

Proverbs 15:17Aleo sakafo anana ampian-tsetsetra Toy izay omby mifahy asian-dromoromo.

Proverbs 21:3Ny hanao izay marina sy mahitsy No sitrak’ i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra alatsa-drà.

Isaiah 1:11Hataoko inona ny zavatra betsaka vonoinareo ho fanatitra? hoy Jehovah; Efa tofoka ny ondrilahy atao fanatitra dorana sy ny saboran’ ny zanak’ omby mifahy Aho, Ary tsy sitrako ny ran’ ny vantotr’ ombilahy sy ny an’ ny zanak’ ondry ary ny an’ ny osilahy.

John 18:28Ary Jesosy dia nentiny niala tao amin’ i Kaiafa ho ao anati-rova; ary maraina koa ny andro tamin’ izay; nefa ireo tsy niditra tao anati-rova, fandrao ho voaloto, fa efa hihinana ny Paska izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 20:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 20:23Boky faharoan'i Samoela 20Boky faharoan'i Samoela 20:25 →