The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 15 › Bokin'ny Ohabolana 15:17

Bokin'ny Ohabolana 15:17

Aleo sakafo anana ampian-tsetsetra Toy izay omby mifahy asian-dromoromo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Better is a dinner of herbs where love is, than a stalled ox and hatred therewith.

In Context

16Aleo ny kely misy ny fahatahorana an’ i Jehovah Toy izay harena be misy ahiahy.

18Izay malaky tezitra manetsika ady; Fa izay mahatsindry fo mampitsahatra fifandirana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 15

Cross References

Proverbs 16:8Aleo ny kely omban’ ny fahamarinana Toy izay ny harem-bevava azo amin’ ny tsy rariny.

Proverbs 21:19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.

Matthew 22:4Dia naniraka mpanompo hafa koa indray izy ka nanao hoe: Lazao amin’ ny efa nasaina hoe: Indro, efa voavoatra ny nahandroko; efa voavono ny ombiko sy ny nafahiko, ka efa voavoatra avokoa ny zavatra rehetra; koa mankanesa atỳ amin’ ny fampakaram-bady ianareo.

Philippians 2:1Koa raha misy famporisihana ao amin’ i Kristy, raha misy fampiononana avy amin’ ny fitiavana, raha misy firaisana amin’ ny Fanahy, raha misy famindram-po sy fiantrana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 15:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 15:16Bokin'ny Ohabolana 15Bokin'ny Ohabolana 15:18 →